Daniel 6:19 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nody tany an-dapany ny mpanjaka; tsy nihinan-kanina izy nandritra ny alina sady tsy nisy zazavavy mpandihy nampidirina teo anatrehany; eny, tsy nahita tory izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nody tany an-dapany ny mpanjaka ary tsy nihinan-kanina nandritra ny alina sady tsy nampiditra vehivavy teo anatrehany, na dia tsy nahita tory aza.
Malagasy Bible 1865
Dia nody tany an-dapany ny mpanjaka ary tsy nitendry hanina mandritra ny alina, sady tsy nisy zava-maneno nampidirina teo anatrehany, ary tsy nahita torimaso izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nody tany an-dapany ny mpanjaka; tsy nihinan-kanina izy nandritra ny alina sady tsy nisy zazavavy mpandihy nampidirina teo anatrehany; eny, tsy nahita tory izy.
malagasy
Dia nody tany an-dapany ny mpanjaka ary tsy nitendry hanina mandritra ny alina, sady tsy nisy zava-maneno nampidirina teo anatrehany, ary tsy nahita torimaso izy.[Na: zazavavy mpandihy]