Daniel 6:2 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sitrak’i Dariosy ny hanendry solo-mpanjaka roapolo amby zato hitondra ny fanjakana rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sitrak’i Dariôsa ny hanendry solotenan’andriamanjaka 120 izay hanapaka manerana ny fanjakana.
Malagasy Bible 1865
Sitrak'i Dariosa ny hanendry solo-mpanjaka roa-polo amby zato hanapaka ny fanjakana, izay hanapaka ny fanjakana rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sitrak’i Dariosy ny hanendry solo-mpanjaka roapolo amby zato hitondra ny fanjakana rehetra.
malagasy
[Ny amin'ny nanipazana an'i Daniela tao an-davaky ny liona] Sitrak'i Dariosa ny hanendry solo-mpanjaka roa-polo amby zato hanapaka ny fanjakana, izay hanapaka ny fanjakana rehetra.