Daniel 6:20 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifoha vao maraina ny mpanjaka ka nandeha haingana ho any amin’ny lavaky ny liona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha vao nangiran-dratsy ny andro, dia nifoha ny mpanjaka ka nandeha faingana nankany amin’ny lavaky ny liona.
Malagasy Bible 1865
Dia nifoha maraina koa ny mpanjaka ka nandeha faingana ho any amin'ny lavaky ny liona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifoha vao maraina ny mpanjaka ka nandeha haingana ho any amin’ny lavaky ny liona.
malagasy
Dia nifoha maraina koa ny mpanjaka ka nandeha faingana ho any amin'ny lavaky ny liona.