Daniel 6:21 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga teo amin’ny lavaka izy dia niantso an’i Daniela tamin’ny feo malahelo; eny, niteny tamin’i Daniela ny mpanjaka hoe: Ry Daniela, mpanompon’Andriamanitra velona ô, moa Andriamanitrao izay tompoinao mandrakariva nahavonjy anao tamin’ny liona va?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha nanatona ny lavaka izy, dia niantso an’i Daniela tamin’ny feo malahelo hoe: –Ry Daniela mpanompon’Andriamanitra velona ô, moa Andriamanitrao Izay tompoinao fatratra va afaka namonjy anao tamin’ny liona?
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga teo amin'ny lavaka izy, dia niantso an'i Daniela tamin'ny feo malahelo; eny, niteny ny mpanjaka ka nanao tamin'i Daniela hoe: Ry Daniela, mpanompon'Andriamanitra velona ô, moa Andriamanitrao Izay tompoinao mandrakariva mahavonjy anao amin'ny liona va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga teo amin’ny lavaka izy dia niantso an’i Daniela tamin’ny feo malahelo; eny, niteny tamin’i Daniela ny mpanjaka hoe: Ry Daniela, mpanompon’Andriamanitra velona ô, moa Andriamanitrao izay tompoinao mandrakariva nahavonjy anao tamin’ny liona va?
malagasy