Daniel 6:22 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly ny mpanjaka i Daniela hoe: Ry mpanjaka, ho velona mandrakizay anie ianao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny tamin’ny mpanjaka i Daniela hoe: –Ho ela velona anie ianao, ry mpanjaka!
Malagasy Bible 1865
Namaly ny mpanjaka Daniela hoe: Ry mpanjaka, ho velona mandrakizay anie ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly ny mpanjaka i Daniela hoe: Ry mpanjaka, ho velona mandrakizay anie ianao!
malagasy
Namaly ny mpanjaka Daniela hoe: Ry mpanjaka, ho velona mandrakizay anie ianao.