Daniel 6:24 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia faly indrindra ny mpanjaka ka nasainy nakarina avy tao an-davaka i Daniela. Dia nakarina avy tao an-davaka i Daniela, ary hita fa tsy naninon-tsy naninona izy, satria nino an’Andriamaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia faly tokoa ny mpanjaka, ka nasainy nakarina avy ao an-davaka i Daniela; rehefa tafakatra izy, dia tsy nahitana ratra akory satria natoky an’ilay Andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
Dia faly indrindra ny mpanjaka, ka nasainy nakarina avy ao an-davaka Daniela. Dia nakarina avy tao an-davaka Daniela, ary tsy hita nisy naratra izy, satria nino an'Andriamaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia faly indrindra ny mpanjaka ka nasainy nakarina avy tao an-davaka i Daniela. Dia nakarina avy tao an-davaka i Daniela, ary hita fa tsy naninon-tsy naninona izy, satria nino an’Andriamaniny.
malagasy