Daniel 6:26 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany dia nanoratra ho amin’ny fokom-pirenena sy ny firenena sy ny samihafa fiteny rehetra izay monina ambonin’ny tany rehetra i Dariosy mpanjaka hoe: Hitombo anie ny fiadananareo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany i Dariôsa mpanjaka dia nanoratra ho an’ny vahoaka avy amin’ny foko sy firenena ary samy hafa fiteny rehetra izay monina ambonin’ny tany tontolo hoe: –Hitombo anie ny fiadananareo!
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany Dariosa mpanjaka dia nanoratra ho amin'ny fokom-pirenena sy ny firenena sy ny samy hafa fiteny rehetra izay monina ambonin'ny tany rehetra hoe: Hitombo anie ny fiadananareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany dia nanoratra ho amin’ny fokom-pirenena sy ny firenena sy ny samihafa fiteny rehetra izay monina ambonin’ny tany rehetra i Dariosy mpanjaka hoe: Hitombo anie ny fiadananareo!
malagasy