Daniel 6:27 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao lalàna aho mba hangovitan’ny olona manerana ny fanjakako rehetra sy hatahorany eo anatrehan’ny Andriamanitr’i Daniela. Fa Izy no Andriamanitra velona sady maharitra mandrakizay; ny fanjakany dia tsy ho rava na oviana na oviana ary ny fahefany dia haharitra hatramin’ny farany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamoaka izao didy izao aho mba hangovitan’ny olona sy hatahorany eo anatrehan’ny Andriamanitr’i Daniela manerana ny fanjakako. Fa Izy no Andriamanitra velona sady maharitra mandrakizay; ny fanjakany tsy mety rava ary ny fanapahany haharitra tsisy farany.
Malagasy Bible 1865
Manao lalàna aho mba hangovitan'ny olona sy hatahorany eo anatrehan'Andriamanitr'i Daniela eran'ny fanjakako rehetra; fa Izy no Andriamanitra velona sady maharitra mandrakizay; ny fanjakany haharitra hatramin'ny farany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao lalàna aho mba hangovitan’ny olona manerana ny fanjakako rehetra sy hatahorany eo anatrehan’ny Andriamanitr’i Daniela. Fa Izy no Andriamanitra velona sady maharitra mandrakizay; ny fanjakany dia tsy ho rava na oviana na oviana ary ny fahefany dia haharitra hatramin’ny farany.
malagasy