Daniel 6:28 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no mamonjy sy manafaka ary manao famantarana sy fahagagana any an-danitra sy etỳ an-tany, ary Izy no namonjy an’i Daniela ho afaka tamin’ny herin’ny liona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no mamonjy sy manafaka ary manao famantarana sy zava-mahagaga any an-danitra sy etỳ an-tany; Izy no namonjy an’i Daniela ho afaka tamin’ny vahohon’ny liona.»
Malagasy Bible 1865
Izy no mamonjy sy manafaka ary manao famantarana sy fahagagana any an-danitra sy etỳ an-tany, ary Izy no namonjy an'i Daniela ho afaka tamin'ny herin'ny liona. Ary izany Daniela izany dia nambinina tamin'ny nanjakan'i Dariosa sy tamin'ny nanjakan'i Kyrosy Persiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no mamonjy sy manafaka ary manao famantarana sy fahagagana any an-danitra sy etỳ an-tany, ary Izy no namonjy an’i Daniela ho afaka tamin’ny herin’ny liona.
malagasy
Izy no mamonjy sy manafaka ary manao famantarana sy fahagagana any an-danitra sy etỳ an-tany, ary Izy no namonjy an'i Daniela ho afaka tamin'ny herin'ny liona.Ary izany Daniela izany dia nambinina tamin'ny nanjakan'i Dariosa sy tamin'ny nanjakan'i Kyrosy Persiana.