Daniel 6:29 — Compare Translations
4 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izany Daniela izany dia nambinina tamin’ny nanjakan’i Dariosy sy tamin’ny nanjakan’i Kirosy persiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izany Daniela izany dia nitana toerana ambony tamin’ny nanjakan’i Dariôsa sy tamin’ny nanjakan’i Kirôsa ilay Persianina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izany Daniela izany dia nambinina tamin’ny nanjakan’i Dariosy sy tamin’ny nanjakan’i Kirosy persiana.
malagasy
Ary izany Daniela izany dia nambinina tamin'ny nanjakan'i Dariosa sy tamin'ny nanjakan'i Kyrosy Persiana.