Daniel 6:3 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tamin’ireo dia nisy komandy lehibe telo lahy; i Daniela ny iray tamin’ireo, mba hitateran’ny solo-mpanjaka ny raharaha tsy hisy fahabangana ho an’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary teo ambonin’ireo dia nisy telo lahy mpitantan-draharaha, ka i Daniela ny anankiray; izy telo lahy no hanaovan’ireo solotenan’andriamanjaka tatitra mba tsy hisy hanimba ny tombon-tsoan’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Koa tamin'ireo dia nisy komandy lehibe telo lahy, ary Daniela no anankiray tamin'ireo, mba hilazan'ny solo-mpanjaka ny raharaha tsy hahafatiantoka ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tamin’ireo dia nisy komandy lehibe telo lahy; i Daniela ny iray tamin’ireo, mba hitateran’ny solo-mpanjaka ny raharaha tsy hisy fahabangana ho an’ny mpanjaka.
malagasy