Daniel 6:4 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany Daniela izany dia nihoatra noho ny komandy lehibe sy ny solo-mpanjaka namany, satria nanana fanahy hafakely izy; ary nikasa hanandratra azy ho lehiben’ny fanjakana manontolo ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nihoaran’io Daniela io avokoa ireo mpitantan-draharaha anankiroa sy ireo solotenan’andriamanjaka tamin’ny fananany fanahy tena fatratra, koa nokasain’ny mpanjaka hatao lehibe eo amin’ny fanjakana manontolo izy.
Malagasy Bible 1865
Izany Daniela izany dia nihoatra noho ny komandy lehibe sy ny solo-mpanjaka namany, fa nanam-panahy hendry izy; ary ny mpanjaka nikasa hanandratra azy ho lehibe amin'ny fanjakana rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany Daniela izany dia nihoatra noho ny komandy lehibe sy ny solo-mpanjaka namany, satria nanana fanahy hafakely izy; ary nikasa hanandratra azy ho lehiben’ny fanjakana manontolo ny mpanjaka.
malagasy