Daniel 6:5 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ny komandy lehibe sy ny solo-mpanjaka dia nitady izay hiampangany an’i Daniela ny amin’ny raharaham-panjakana, nefa tsy nahita izay hiampangany azy na izay tsininy akory izy ireo, satria marina izy ka tsy nisy kilema na tsiny hita taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany ireo mpitantan-draharaha ambony sy ireo solotenan’andriamanjaka dia nikaroka izay hiampangana an’i Daniela momba ny raharaham-panjakana; kanefa tsy nahita izay fahadisoany na tsininy akory ireo, satria nahatoky izy, fa tsy nisy mihitsy lesoka na tsiny teo aminy.
Malagasy Bible 1865
Koa ny komandy lehibe sy ny solo-mpanjaka dia nitady izay hiampangany an'i Daniela ny amin'ny fanjakana, nefa tsy nahita izay hiampangany azy na izay tsininy akory ireo, satria marina izy, ka tsy nisy kilema na tsiny hita taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ny komandy lehibe sy ny solo-mpanjaka dia nitady izay hiampangany an’i Daniela ny amin’ny raharaham-panjakana, nefa tsy nahita izay hiampangany azy na izay tsininy akory izy ireo, satria marina izy ka tsy nisy kilema na tsiny hita taminy.
malagasy