Daniel 6:7 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia somaritaka nivory ho any amin’ny mpanjaka ireo komandy lehibe sy solo-mpanjaka ireo; ary izao no nolazainy taminy: Ry Dariosy mpanjaka ô, ho velona mandrakizay anie ianao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia dodona nankany amin’ny mpanjaka ireo mpitantan-draharaha ambony sy solotenan’andriamanjaka, ary nanao taminy hoe: –Ho ela velona anie ianao, ry Dariôsa mpanjaka!
Malagasy Bible 1865
Dia somaritaka nivory ho any amin'ny mpanjaka ireo komandy lehibe sy solo-mpanjaka ireo; ary izao no nataony taminy: Ry Dariosa mpanjaka ô, ho velona mandrakizay anie ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia somaritaka nivory ho any amin’ny mpanjaka ireo komandy lehibe sy solo-mpanjaka ireo; ary izao no nolazainy taminy: Ry Dariosy mpanjaka ô, ho velona mandrakizay anie ianao!
malagasy