Daniel 6:8 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny komandy lehibe rehetra amin’ny fanjakana, ny manampahefana, ny solo-mpanjaka, ny mpanolotsaina ary ny governora, dia mifanara-kevitra fa tokony hanao lalàna sy didy mafy ianao, ry mpanjaka, koa na zovy na zovy no hanao fivavahana na amin’Andriamanitra na amin’olona ato anatin’ny telopolo andro, afa-tsy aminao ihany, ry mpanjaka ô, dia hatsipy ao an-davaky ny liona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpitantan-draharaha ambony ato amin’ny fanjakana sy ny mpanapaka sy ny solotenan’andriamanjaka sy ny mpanolotsaina ary ny governora dia nifanaraka fa tokony hamoaka lalàm-panjakana ianao, ry mpanjaka, fa ato anatin’ny telopolo andro, na iza na iza manao fivavahana na amin’Andriamanitra na amin’olona, afa-tsy aminao ihany, ry mpanjaka ô, dia hatsipy ao an-davaky ny liona izy.
Malagasy Bible 1865
Ny komandy lehibe rehetra amin'ny fanjakana sy ny mpanapaka sy ny solo-mpanjaka sy ny mpanolo-tsaina ary ny governora dia mifanara-kevitra fa tokony hanao lalàna sy didy mafy ianao, ry mpanjaka, ka na zovy na zovy no hanao fangatahana ato anatin'ny telo-polo andro, na amin'Andriamanitra na amin'olona, afa-tsy aminao ihany, ry mpanjaka ô, dia hatsipy ao an-davaky ny liona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny komandy lehibe rehetra amin’ny fanjakana, ny manampahefana, ny solo-mpanjaka, ny mpanolotsaina ary ny governora, dia mifanara-kevitra fa tokony hanao lalàna sy didy mafy ianao, ry mpanjaka, koa na zovy na zovy no hanao fivavahana na amin’Andriamanitra na amin’olona ato anatin’ny telopolo andro, afa-tsy aminao ihany, ry mpanjaka ô, dia hatsipy ao an-davaky ny liona.
malagasy