Daniel 6:9 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ankehitriny, ry mpanjaka ô, ataovy mafy ny lalàna ka asio sonia mba tsy hiova, araka ny lalànan’ny Mediana sy ny Persiana izay tsy azo ovana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny, ry mpanjaka ô, avoahy ny didy ka asio sonia mba tsy ho azo ovana, araka ny lalànan’ny Medianina sy ny Persianina izay tsy azo foanana.»
Malagasy Bible 1865
Ankehitriny, ry mpanjaka ô, ataovy mafy ny lalàna, ka asio sonia mba tsy hiova, araka ny lalàn'ny Mediana sy ny Persiana izay tsy azo ovana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ankehitriny, ry mpanjaka ô, ataovy mafy ny lalàna ka asio sonia mba tsy hiova, araka ny lalànan’ny Mediana sy ny Persiana izay tsy azo ovana.
malagasy