Daniel 7:12 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ireo biby hafa dia nesorina taminy ny fahefany, nefa nohalavaina ihany ny andro hiainany mandra-pahalanin’ny andro sy ny fotoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nesorina tamin’ireo biby hafa ny fanapahany, kanefa nohalavaina ihany ny fahavelomany mandritra ny fotoana voafetra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ny biby, sasany, dia nesorina taminy ny fanapahany; nefa nohalavaina ihany ny andro hiainany mandra-pahalanin'ny andro sy ny fotoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ireo biby hafa dia nesorina taminy ny fahefany, nefa nohalavaina ihany ny andro hiainany mandra-pahalanin’ny andro sy ny fotoana.
malagasy