Daniel 7:13 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mbola nahita tamin’ny fahitana tamin’ny alina ihany aho fa indro, nisy toy ny zanak’Olona avy tamin’ny rahon’ny lanitra, ary nankeo amin’Ilay Lahiantitra Izy, dia nampanatonina Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Dia mbola nijery ny fahitana azoko tamin’ny alina ihany aho, ka indro nisy tahaka ny zanak’olona tonga teny amin’ny rahon’ny lanitra; ary nankeo amin’ilay Antidahy izy sady nampanakaikezina azy.
Malagasy Bible 1865
Ary mbola nahita tamin'ny fahitana tamin'ny alina ihany aho, ary, indro, nisy toy ny zanak'olona avy tamin'ny rahon'ny lanitra, ary nankeo amin'ny Fahagola Izy, dia nampanakekeny teo anatrehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mbola nahita tamin’ny fahitana tamin’ny alina ihany aho fa indro, nisy toy ny zanak’Olona avy tamin’ny rahon’ny lanitra, ary nankeo amin’Ilay Lahiantitra Izy, dia nampanatonina Azy.
malagasy