Daniel 7:15 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho Daniela dia nangitakitaka tato anatiko, ary naharaiki-tahotra ahy ny fahitana hitako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izaho Daniela dia nitebiteby hatramin’ny aty fanahiko fa nampitahotra mafy ahy ny fahitana.
Malagasy Bible 1865
Izaho Daniela nalahelo tam-panahy, ary ny fahitan'ny lohako naharaiki-tahotra ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho Daniela dia nangitakitaka tato anatiko, ary naharaiki-tahotra ahy ny fahitana hitako.
malagasy
Izaho Daniela nalahelo tam-panahy, ary ny fahitan'ny lohako naharaiki-tahotra ahy.