Daniel 7:16 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanakaiky ny iray tamin’izay nitsangana teo aho ka nanontany azy ny fototr’izany rehetra izany. Nambarany tamiko ary ka nampahafantariny ahy ny hevitr’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanatona ny anankiray tamin’izay nitsangana teo aho ary nanontany azy ny tena hevitr’ireo rehetra ireo. Koa nambarany tamiko sady nampahafantariny ahy ny dikany.
Malagasy Bible 1865
Dia nanakaiky ilay anankiray tamin'izay nitsangana teo aho ka nanontany azy ny fototr'izany rehetra izany. Dia nambarany tamiko, ka nampahafantariny ahy ny hevitry ny zavatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanakaiky ny iray tamin’izay nitsangana teo aho ka nanontany azy ny fototr’izany rehetra izany. Nambarany tamiko ary ka nampahafantariny ahy ny hevitr’izany.
malagasy