Daniel 7:17 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo biby lehibe efatra ireo dia mpanjaka efatra izay hitsangana avy amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo biby efatra lehibe dia mampiseho fanjakana efatra hipoitra avy amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ireo biby lehibe efatra ireo dia mpanjaka efatra izay hitsangana avy amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo biby lehibe efatra ireo dia mpanjaka efatra izay hitsangana avy amin’ny tany.
malagasy
Ireo biby lehibe efatra ireo dia mpanjaka efatra izay hitsangana avy amin'ny tany.