Daniel 7:18 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ny olo-masin’ny Avo Indrindra no hahazo ny fanjakana ary hanana ny fanjakana mandrakizay doria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aorian’izany dia ho lasan’ny olo-masin’ny Avo Indrindra ny fanjakana ho fananany mandrakizay mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Nefa ny olo-masin'ny Avo Indrindra no hahazo ny fanjakana ary hanana ny fanjakana mandrakizay alaovalo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ny olo-masin’ny Avo Indrindra no hahazo ny fanjakana ary hanana ny fanjakana mandrakizay doria.
malagasy
Nefa ny olo-masin'ny Avo Indrindra no hahazo ny fanjakana ary hanana ny fanjakana mandrakizay alaovalo.