Daniel 7:2 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Daniela: Nahita tamin’ny fahitako tamin’ny alina aho, fa indreo ny rivotra efatry ny lanitra nampihetsika ny Ranomasina Lehibe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Hitako tamin’ny fahitana tamin’ny alina, fa indro ny rivotra avy amin’ny vazan-tany efatra nibosesika hampisamboaravoara ny ranomasina midadasika.
Malagasy Bible 1865
Dia niteny Daniela ka nanao hoe: Nahita tamin'ny fahitako tamin'ny alina aho, fa, indreo, ny rivotra efatry ny lanitra nibosesika teny amin'ny ranomasina lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Daniela: Nahita tamin’ny fahitako tamin’ny alina aho, fa indreo ny rivotra efatry ny lanitra nampihetsika ny Ranomasina Lehibe.
malagasy