Daniel 7:20 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny amin’ny tandroka folo teo an-dohany sy ny iray koa izay nipoitra ka nisy telo potraka teo anoloany, dia ilay tandroka nanana maso sy vava izay niteny zavatra feno avonavona, ary ny fijery azy dia lehibe noho ny namany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
niriko ho fantatra mazava ny amin’ireo tandroka folo teo an-dohany sy ilay tandroka iray izay nipoitra ka nampianjera ny telo teo anoloany; io tandroka io dia nanana maso sy nanana vava niteny avonavona mihoa-pampana ary ny fijery azy dia lehibe noho ny namany.
Malagasy Bible 1865
ary ny amin'ny tandroka folo teo an-dohany sy ny anankiray koa izay nipoitra, ka nisy telo potraka teo anoloany, dia ilay tandroka nanana maso sy vava izay niteny zavatra mihoapampana, ary ny fijery azy dia lehibe noho ny namany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny amin’ny tandroka folo teo an-dohany sy ny iray koa izay nipoitra ka nisy telo potraka teo anoloany, dia ilay tandroka nanana maso sy vava izay niteny zavatra feno avonavona, ary ny fijery azy dia lehibe noho ny namany.
malagasy