Daniel 7:21 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola nijery ihany aho, ary izany tandroka izany dia niady tamin’ny olo-masina ka naharesy azy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola nijery ihany aho, ary hitako nanoto ny vahoakan’Andriamanitra io tandroka io ka nandresy azy,
Malagasy Bible 1865
Mbola nijery ihany aho, ary izany tandroka izany nanoto ny olo-masina ka naharesy azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola nijery ihany aho, ary izany tandroka izany dia niady tamin’ny olo-masina ka naharesy azy
malagasy
Mbola nijery ihany aho, ary izany tandroka izany nanoto ny olo-masina ka naharesy azy,