Daniel 7:22 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ambara-piavin’Ilay Lahiantitra izay nanome rariny ny olo-masin’ny Avo Indrindra ka tonga koa ny fotoana nandraisan’ny olo-masina ny fanjakana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ambara-piavin’ilay Antidahy ka nanomezany rariny an’ilay vahoakan’ny Avo Indrindra. Rehefa tonga ny fotoanandro, dia ho azon’io vahoaka io ny fanjakana.
Malagasy Bible 1865
ambara-pihavin'ny Fahagola, ka nomena rariny ny olo-masin'ny Avo Indrindra; ary tonga ny fotoana nahazoan'ny olo-masina ny fanjakana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ambara-piavin’Ilay Lahiantitra izay nanome rariny ny olo-masin’ny Avo Indrindra ka tonga koa ny fotoana nandraisan’ny olo-masina ny fanjakana.
malagasy
ambara-pihavin'ny Fahagola, ka nomena rariny ny olo-masin'ny Avo Indrindra; ary tonga ny fotoana nahazoan'ny olo-masina ny fanjakana.