Daniel 7:23 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no nolazainy: Ilay biby fahefatra dia fanjakana fahefatra etỳ ambonin’ny tany izay ho hafa noho ny fanjakana rehetra, sady handrava ny tany rehetra no hanosihosy sy hanorotoro azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no nambarany: «Ny biby fahefatra dia fanjakana fahefatra eto an-tany izay hafa noho ireo fanjakana rehetra, fa hihinana ny tany tontolo izy ka hanosihosy sady hanorotoro azy.
Malagasy Bible 1865
Izao no nolazainy: Ilay fahefatra amin'ny biby dia fanjakana fahefatra etỳ ambonin'ny tany, izay ho hafa noho ny fanjakana rehetra sady handrava ny tany rehetra ary hanosihosy sy hanorotoro azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no nolazainy: Ilay biby fahefatra dia fanjakana fahefatra etỳ ambonin’ny tany izay ho hafa noho ny fanjakana rehetra, sady handrava ny tany rehetra no hanosihosy sy hanorotoro azy.
malagasy