Daniel 7:25 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiteny hanohitra ny Avo Indrindra izy sady hampahory ny olo-masin’ny Avo Indrindra ary hitady hanova ny fotoana sy ny lalàna. Hatolotra eny an-tanany ireo, ambara-pahatapitry ny fetrandro iray sy ny fetrandro roa ary ny antsasaky ny fetrandro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hilaza teny manohitra ny Avo Indrindra izy, hampahory ny vahoakan’ilay Avo Indrindra sady mihevitra hanova ny fankalazana sy ny lalàna; ary hatolotra eny an-tanany nandritra ny telo taona sy tapany io vahoakan’Andriamanitra io ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary hiteny hanohitra ny Avo Indrindra izy sy hampahory ny olo-masin'ny Avo Indrindra ary hitady hanova fotoana sy lalàna; ary hatolotra eny an-tànany ireo ambara-pahatapitry ny fetr'andro iray sy ny fetr'andro roa ary ny antsasaky ny fetr'andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiteny hanohitra ny Avo Indrindra izy sady hampahory ny olo-masin’ny Avo Indrindra ary hitady hanova ny fotoana sy ny lalàna. Hatolotra eny an-tanany ireo, ambara-pahatapitry ny fetrandro iray sy ny fetrandro roa ary ny antsasaky ny fetrandro.
malagasy