Daniel 7:26 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hanomboka ny fitsarana ary hesorina ny fahefany ka horavana sy hosimbana hatramin’ny farany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia ho avy ny fitsarana any an-koatra ka hesorina amin’io biby io ny fiandrianany izay horavana sy holevonina hatramin’ny farany.
Malagasy Bible 1865
Fa hipetraka ny Mpitsara, ary hesorina ny fanapahany, ka horavana sy hosimbana hatramin'ny farany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hanomboka ny fitsarana ary hesorina ny fahefany ka horavana sy hosimbana hatramin’ny farany izy.
malagasy
Fa hipetraka ny Mpitsara, ary hesorina ny fanapahany, ka horavana sy hosimbana hatramin'ny farany izy.