Daniel 7:28 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifarana eo ny fitantarana izany zavatra izany. Fa izaho Daniela kosa dia naharaiki-tahotra ahy indrindra ny eritreritro ka nihahatsatra ny tarehiko ary notahiriziko tao am-poko ireo zavatra ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mifarana eo ilay tantara. Fa ny amiko Daniela kosa dia nampitebiteby mafy ahy ny eritreritro ka nivaloarika ny tarehiko; nefa notehiriziko tao am-poko izany zavatra izany.»
Malagasy Bible 1865
Hatramin'izao no faran'izany zavatra izany. Ny amiko, izaho Daniela, dia naharaiki-tahotra ahy indrindra ny eritreritro, ka nivaloarika ny tarehiko, nefa notehiriziko tao am-poko ihany izany zavatra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifarana eo ny fitantarana izany zavatra izany. Fa izaho Daniela kosa dia naharaiki-tahotra ahy indrindra ny eritreritro ka nihahatsatra ny tarehiko ary notahiriziko tao am-poko ireo zavatra ireo.
malagasy