Daniel 7:3 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy biby efatra lehibe samihafa niakatra avy tamin’ny ranomasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy biby efatra lehibe samy hafa niakatra avy tao amin’ny ranomasina.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy biby efatra lehibe samy hafa niakatra avy tamin'ny ranomasina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy biby efatra lehibe samihafa niakatra avy tamin’ny ranomasina.
malagasy
Ary nisy biby efatra lehibe samy hafa niakatra avy tamin'ny ranomasina.