Daniel 7:4 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny voalohany dia toy ny liona ary nanana elatry ny voromahery. Raha mbola nijery azy aho dia voahongotra ny elany ary natsangana avy tamin’ny tany izy ka najoro tamin’ny tongony roa toy ny fijoron’ny olona sady natao manana fon’olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny voalohany dia tahaka ny liona ary nanana elatry ny voromahery; saingy raha mbola nijery aho dia nesorina taminy ny elany, ary ningaina avy amin’ny tany izy ka nitsangana tamin’ny tongony tahaka ny olona, sady nomena fisainan’olombelona.
Malagasy Bible 1865
Ny voalohany dia toy ny liona ary nanana elatry ny voromahery; nijery aho ambara-panongotra ny elany, ary natsangana avy tamin'ny tany izy ka najoro tamin'ny tongony roa toy ny fijoron'ny olona, sady natao manana fon'olombelona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny voalohany dia toy ny liona ary nanana elatry ny voromahery. Raha mbola nijery azy aho dia voahongotra ny elany ary natsangana avy tamin’ny tany izy ka najoro tamin’ny tongony roa toy ny fijoron’ny olona sady natao manana fon’olombelona.
malagasy