Daniel 7:5 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro ny faharoa koa dia biby hafa, tahaka ny bera nefa nisandratra tamin’ny ila tenany sady nisy taolan-tehezana telo teo am-bavany anelanelan’ny nifiny; ary toy izao no voalaza taminy: Mitsangàna, mihinàna nofo betsaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary indro ny biby hafa faharoa mitovy amin’ny orsa, miainga ny ila-tenany, misy taolan-tehezana telo teo am-bavany tanelanelan’ny nifiny; dia nilazana izy hoe: «Mitsangàna ka mihinàna nofo be dia be.»
Malagasy Bible 1865
Ary indro koa ny faharoa, biby hafa tahaka ny bera, izay nampisondrotra ny ila-tenany, sady nisy taolan-tehezana telo teo am-bavany anelanelan'ny nifiny; ary toy izao no voalaza taminy: Mitsangàna, homàna nofo be.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro ny faharoa koa dia biby hafa, tahaka ny bera nefa nisandratra tamin’ny ila tenany sady nisy taolan-tehezana telo teo am-bavany anelanelan’ny nifiny; ary toy izao no voalaza taminy: Mitsangàna, mihinàna nofo betsaka.
malagasy