Daniel 7:6 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony afaka izany dia nahita aho fa indro, nisy hafa koa, toy ny leoparda nefa nanana ela-borona efatra teo an-damosiny; nanana loha efatra io biby io ary nomena fanjakana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany dia mbola nijery aho, ka indro nisy iray hafa koa tahaka ny leôparda, nanana ela-borona efatra tao an-damosiny. Nanana loha efatra ilay biby sady nomena azy ny fanapahana.
Malagasy Bible 1865
Ary nony afaka izany, dia nahita aho fa, indro, nisy hafa koa toy ny leoparda, izay nanana ela-borona efatra teo an-damosiny, ary io biby io nanana loha efatra, ary nomena fanapahana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony afaka izany dia nahita aho fa indro, nisy hafa koa, toy ny leoparda nefa nanana ela-borona efatra teo an-damosiny; nanana loha efatra io biby io ary nomena fanjakana izy.
malagasy