Daniel 7:8 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nodinihiko ny tandroka ka indro, nisy tandroka iray kely koa nipoitra teo aminy, ary nongotana teo anoloan’io ny tandroka telo tamin’ireo taloha; ary indro, nanana maso toy ny mason’olona sy vava miteny zavatra feno avonavona izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola nandinika ireo tandrony aho, indro nisy tandroka kely hafa nipoitra teo anivon’ireo ka nahongotra ireo tandroka telo teo anoloany; io tandroka io dia nanana maso roa toy ny mason’olona sy nanana vava miteny avonavona mihoa-pampana.
Malagasy Bible 1865
Nodinihiko ny tandroka, ka, indro, nisy tandroka iray kely koa nipoitra teo aminy, ary novohana teo anoloan'io ny tandroka telo tamin'ireo taloha; ary, indro, nanana maso toy ny mason'olona sy vava miteny zavatra mihoa-pampana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nodinihiko ny tandroka ka indro, nisy tandroka iray kely koa nipoitra teo aminy, ary nongotana teo anoloan’io ny tandroka telo tamin’ireo taloha; ary indro, nanana maso toy ny mason’olona sy vava miteny zavatra feno avonavona izy.
malagasy