Daniel 7:9 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola nijery aho dia nisy sezafiandrianana maro napetraka, ary nisy Lahiantitra iray nipetraka teo, ny fitafiany dia fotsy toy ny orampanala ary ny volon-dohany dia toy ny volon’ondry madio. Ny sezafiandrianany dia lelafo ary ny kodiarany dia afo mirehitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mbola nijery ihany aho, ka indreo nisy sezafiandrianana napetraka; ary nisy Antidahy iray tonga nipetraka. Ny fitafiany dia fotsy tahaka ny oram-panala; ny volon-dohany dia tahaka ny volon’ondry madio; ny sezafiandrianany dia lelafo; ary ny kodiarany dia afo mivaivay.
Malagasy Bible 1865
Mbola nijery ihany aho mandra-pametraka ny seza fiandrianana, ary ny Fahagola no nipetraka teo, ny fitafiany dia fotsy toy ny fanala, ary ny volon-dohany toy ny volon'ondry madio; ny seza fiandrianany dia lelafo, ary ny kodiany dia afo mirehitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola nijery aho dia nisy sezafiandrianana maro napetraka, ary nisy Lahiantitra iray nipetraka teo, ny fitafiany dia fotsy toy ny orampanala ary ny volon-dohany dia toy ny volon’ondry madio. Ny sezafiandrianany dia lelafo ary ny kodiarany dia afo mirehitra.
malagasy