Daniel 8:1 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Belsazara mpanjaka dia nisy fahitana niseho tamiko, izaho Daniela, taorianan’ilay niseho tamiko tamin’ny voalohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Belsatsara mpanjaka, izaho Daniela dia nahazo fahitana indray taorian’ilay hitako teo aloha.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny taona fahatelo nanjakan'i Belsazara mpanjaka dia nisy fahitana niseho tamiko, izaho Daniela, taorian'ilay niseho tamiko tamin'ny voalohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Belsazara mpanjaka dia nisy fahitana niseho tamiko, izaho Daniela, taorianan’ilay niseho tamiko tamin’ny voalohany.
malagasy
[Ny amin'ny fahavalo anankiray izay nampahory ny olon'Andriamanitra] Tamin'ny taona fahatelo nanjakan'i Belsazara mpanjaka dia nisy fahitana niseho tamiko, izaho Daniela, taorian'ilay niseho tamiko tamin'ny voalohany.