Daniel 8:10 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nihalehibe izy ka tonga hatreo amin’ireo tafika eny amin’ny lanitra; ary nisy nazerany ho amin’ny tany ny tafika sy ny kintana ka nohitsakitsahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitatra hatreny amin’ny tafiky ny lanitra aza izy; ka nazerany tamin’ny tany ny ampahan’izany tafika izany mbamin’ny kintana sasany izay nohitsakitsahiny.
Malagasy Bible 1865
Ary nihalehibe izy ka nihatra tamin'ireo maro be eny amin'ny lanitra; ary nisy nazerany ho amin'ny tany ireo maro be sy ny kintana ka nohitsakitsahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nihalehibe izy ka tonga hatreo amin’ireo tafika eny amin’ny lanitra; ary nisy nazerany ho amin’ny tany ny tafika sy ny kintana ka nohitsakitsahiny.
malagasy