Daniel 8:11 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, nihalehibe izy ka niady tamin’ny komandin’ny tafika; nesorina taminy ny fanatitra isanandro ary noravana ny fitoerana masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitatra nihantsy hatramin’ilay Filohan’izany tafika izany aza izy, ka nanafoana ny sorona fanao isan’andro aminy sady nanimbazimba ny fiorenan’ny Toeramasiny.
Malagasy Bible 1865
Eny, nihalehibe izy ka dia niady tamin'ny Komandin'ireo maro be, ary nesorina taminy ny fanatitra isan'andro, ary ny fitoerana masina noravana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, nihalehibe izy ka niady tamin’ny komandin’ny tafika; nesorina taminy ny fanatitra isanandro ary noravana ny fitoerana masina.
malagasy
Eny, nihalehibe izy ka dia niady tamin'ny Komandin'ireo maro be, ary nesorina taminy ny fanatitra isan'andro, ary ny fitoerana masina noravana.