Daniel 8:12 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny fahotana dia natolotra azy ny tafika mbamin’ny fanatitra isanandro ary nazeran’ny tandroka ho amin’ny tany ny fahamarinana. Ary nahomby tamin’izay nataony izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary natolotra hanamparany halozana izany tafiky ny lanitra izany ary koa ny sorona fanao isan’andro. Dia nazeran’io tandroka io tamin’ny tany kosa ny fahamarinana; ary nahomby izy tamin’izay nataony.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy maro be mbamin'ny fanatitra isan'andro natolotra azy noho ny fahadisoana, dia nazerany ho amin'ny tany ny fahamarinana; ary niasa izy sady nambinina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny fahotana dia natolotra azy ny tafika mbamin’ny fanatitra isanandro ary nazeran’ny tandroka ho amin’ny tany ny fahamarinana. Ary nahomby tamin’izay nataony izy.
malagasy