Daniel 8:14 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy tamiko: Afaka telonjato sy roa arivo hariva sy maraina, ary aorianan’izany vao hodiovina ny fitoerana masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly azy ny anjely voalohany hoe: «Mandritra ny 2 300 maraina sy hariva, ary avy eo dia haverina amin’ny laoniny indray ny Toeramasina.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy tamiko: Taon-jato sy roa arivo andro; ary nony afaka izany, dia amin'izay vao hodiovina ny fitoerana masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy tamiko: Afaka telonjato sy roa arivo hariva sy maraina, ary aorianan’izany vao hodiovina ny fitoerana masina.
malagasy
Ary hoy izy tamiko: Taon-jato sy roa arivo andro; ary nony afaka izany, dia amin'izay vao hodiovina ny fitoerana masina. [Heb. hariva sy maraina][Heb. ho marina]