Daniel 8:15 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nahita ny fahitana izaho Daniela ka nitady hahafantatra izany, dia indro, nisy toy ny lehilahy matanjaka nitsangana teo anatrehako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izaho Daniela kosa, raha mbola teo am-pijerena izany fahitana izany ka nitady hahafantatra ny heviny, dia indro nisy tahaka ny endrik’olona anankiray nijoro teo anoloako.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nahita ny fahitana izaho Daniela ka nitady hahafantatra izany, dia, indro, nisy nanana tarehy tahaka ny olona nitsangana teo anatrehako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nahita ny fahitana izaho Daniela ka nitady hahafantatra izany, dia indro, nisy toy ny lehilahy matanjaka nitsangana teo anatrehako.
malagasy
Ary nony nahita ny fahitana izaho Daniela ka nitady hahafantatra izany, dia, indro, nisy nanana tarehy tahaka ny olona nitsangana teo anatrehako.