Daniel 8:16 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandre feon’olona tao afovoan’i Olay aho, izay niantso hoe: Ry Gabriela, ampahalalao ny fahitana ity lehilahy ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nandre feon’olona teo afovoan’ny renirano Olay aho, dia feo niantso azy nanao hoe: ‹Ry Gabriela, hazavao amin’ity lehilahy ity ny fahitana niseho taminy.›
Malagasy Bible 1865
Ary nandre feon'olona tao afovoan'i Olay aho, izay niantso ka nanao hoe: Ry Gabriela, ampahalalao ny fahitana ity lehilahy ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandre feon’olona tao afovoan’i Olay aho, izay niantso hoe: Ry Gabriela, ampahalalao ny fahitana ity lehilahy ity.
malagasy
Ary nandre feon'olona tao afovoan'i Olay aho, izay niantso ka nanao hoe: Ry Gabriela, ampahalalao ny fahitana ity lehilahy ity.