Daniel 8:17 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nankeo amin’ilay nitsanganako izy; ary nony tonga izy dia raiki-tahotra aho ka niankarapoka tamin’ny tany. Nefa hoy izy tamiko: Aoka ho fantatrao, ry zanak’olona, fa io fahitana io dia milaza ny farany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanatona ilay toerana nijoroako i Gabriela; ka rehefa tonga izy, dia natahotra aho ka nikarapoka tamin’ny tany. Fa hoy izy tamiko: ‹Aoka ho fantatrao, ry ilay taranak’olombelona, fa iny fahitana iny dia momba ny fiafaran’ny fotoana.›
Malagasy Bible 1865
Ary dia nankeo amin'ilay nitsanganako izy; ary nony tonga izy, dia raiki-tahotra aho ka nikarapoka nihohoka; nefa hoy izy tamiko: Aoka ho fantatrao, ry zanak'olona, fa io fahitana io dia milaza ny farany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nankeo amin’ilay nitsanganako izy; ary nony tonga izy dia raiki-tahotra aho ka niankarapoka tamin’ny tany. Nefa hoy izy tamiko: Aoka ho fantatrao, ry zanak’olona, fa io fahitana io dia milaza ny farany.
malagasy