Daniel 8:18 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha niresaka tamiko izy dia renoky ny torimaso teo amin’ny tany aho; fa nanohina ahy izy ka nampitsangana ahy teo amin’izay nisy ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola niteny tamiko izy, dia nihohoka tamin’ny tany ihany aho sady safotra; fa nanohina ahy izy ary nampitsangana ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha niresaka tamiko izy, dia renoky ny torimaso teo amin'ny tany aho; fa izy nanohina nampitsangana ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha niresaka tamiko izy dia renoky ny torimaso teo amin’ny tany aho; fa nanohina ahy izy ka nampitsangana ahy teo amin’izay nisy ahy.
malagasy
Ary raha niresaka tamiko izy, dia renoky ny torimaso teo amin'ny tany aho; fa izy nanohina nampitsangana ahy.