Daniel 8:19 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Indro hampahafantariko anao izay ho tonga amin’ny fiafaran’ny fahatezerana; fa hisy farany efa voafaritra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia hoy i Gabriela tamiko: «Indro hampahafantariko anao izay hiseho amin’ny fotoana voatendry hiafaran’ny fahatezeran’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy: Indro, hampahafantariko anao izay ho tonga amin'ny fahatezerana farany; fa ho amin'ny fotoana any am-parany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Indro hampahafantariko anao izay ho tonga amin’ny fiafaran’ny fahatezerana; fa hisy farany efa voafaritra.
malagasy
Dia hoy izy: Indro, hampahafantariko anao izay ho tonga amin'ny fahatezerana farany; fa ho amin'ny fotoana any am-parany izany.