Daniel 8:2 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahita tamin’ny fahitana aho, koa raha mbola nijery aho, dia indro, tao Sosana, tanàna mimanda izay ao amin’ny fari-piadidiana Elama no nisy ahy; hitako tamin’ity fahitana ity fa teo amoron’ny ony Olay aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nojereko ilay fahitana, ka indro aho nahita ny tenako tao Sosàna, tanàna mimanda tao amin’ny faritanin’i Helama; ary hitako tamin’ny fahitana koa fa teo amoron’ny renirano Olay aho.
Malagasy Bible 1865
Ary nahita tamin'ny fahitana aho, ka raha mbola nijery aho, dia, indro, tao Sosana tao amin'ny lapan'ny mpanjaka izay ao amin'ny tany Elama aho; ary nahita tamin'ny fahitana aho, ka teo amoron'ny ony Olay aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahita tamin’ny fahitana aho, koa raha mbola nijery aho, dia indro, tao Sosana, tanàna mimanda izay ao amin’ny fari-piadidiana Elama no nisy ahy; hitako tamin’ity fahitana ity fa teo amoron’ny ony Olay aho.
malagasy