Daniel 8:20 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ilay ondrilahy hitanao nanana tandroka roa dia ny mpanjakan’i Media sy i Persia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ondrilahy izay hitanao nanana tandroka roa dia manondro ny fanjakana medianina sy persianina.
Malagasy Bible 1865
Ilay ondrilahy hitanao nanana tandroka roa dia ny mpanjakan'i Media sy Persia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ilay ondrilahy hitanao nanana tandroka roa dia ny mpanjakan’i Media sy i Persia.
malagasy
Ilay ondrilahy hitanao nanana tandroka roa dia ny mpanjakan'i Media sy Persia.