Daniel 8:21 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny osilahy lava volo kosa dia ny mpanjakan’i Gresy; ary ny tandroka lehibe teo anelanelan’ny masony dia ny mpanjaka voalohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny osilahy lava volo dia manondro ny fanjakana grika; ary ilay tandroka lehibe teo anelanelan’ny masony dia ny mpanjaka voalohany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny osilahy lava volo dia ny mpanjakan'i Grisia; ary ny tandroka lehibe teo anelanelan'ny masony dia ny mpanjaka voalohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny osilahy lava volo kosa dia ny mpanjakan’i Gresy; ary ny tandroka lehibe teo anelanelan’ny masony dia ny mpanjaka voalohany.
malagasy
Ary ny osilahy lava volo dia ny mpanjakan'i Grisia; ary ny tandroka lehibe teo anelanelan'ny masony dia ny mpanjaka voalohany.