Daniel 8:22 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ilay tapaka kosa ka nisy efatra nitsangana nandimby azy, ary hisy fanjakana efatra hitsangana avy amin’ny Jentilisa, nefa tsy mitovy hery aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tapaka ilay tandroka, dia nisy efatra naniry nandimby azy, izany hoe hisy fanjakana efatra hitsangana avy amin’io fanjakana tokana io saingy tsy hanan-kery toa azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ilay efa tapaka, ka nisy efatra nitsangana nandimby azy, dia hisy fanjakana efatra hitsangana avy amin'ny jentilisa, nefa tsy mitovy hery aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ilay tapaka kosa ka nisy efatra nitsangana nandimby azy, ary hisy fanjakana efatra hitsangana avy amin’ny Jentilisa*, nefa tsy mitovy hery aminy.
malagasy
Ary ny amin'ilay efa tapaka, ka nisy efatra nitsangana nandimby azy, dia hisy fanjakana efatra hitsangana avy amin'ny jentilisa, nefa tsy mitovy hery aminy.